tag:blogger.com,1999:blog-4303414534172770061.post-64041916344714844802008-04-30T07:13:00.004+01:002008-04-30T08:40:35.407+01:00Gasy kara anao toooh !
<object width="420" height="365"><param name="movie" value="http://www.dailymotion.com/swf/x4p87c&v3=1&related=1"></param><param name="allowFullScreen" value="true"></param><param name="allowScriptAccess" value="always"></param><embed src="http://www.dailymotion.com/swf/x4p87c&v3=1&related=1" type="application/x-shockwave-flash" width="420" height="365" allowFullScreen="true" allowScriptAccess="always"></embed></object>
Big Jim Dah - Gasy Kara anao tooh
envoyé par cikky

Hira tiako ka zaraiko na tsy film aza, izay tsy faly mibotsina, izay torofo mpamosavy. Mazava ho azy ny hevitra tian-dry zalahy hampitaina. Hira sahy mamboraka ny heritreritr'ireo besinimaro. Misy ny mitory ny fifamonoana sy ny fanavakavahana misy ny mihira ny fifankatiavana sy ny mahapirahalahy ny malagasy rehetra. Fantatra ny tanjon'ireo milaza ny fanavakavahana ka hatsipy ny tady eny an-tandroky ny omby ary hatsipy ny teny ao ampon'ny mahalala. Ny teny toy ny fary ka aleo ilay hira no hojerena e !nante9http://www.blogger.com/profile/10606870354902781607noreply@blogger.com