tag:blogger.com,1999:blog-1281558473418015355.post-72014657194090800732008-04-10T12:46:00.007+02:002008-04-10T13:14:00.192+02:00MSN- me!Hafatra kely ho an'ireo zatovo, mahafinaritra be manana namana be dia be . Indrindra rehefa lava ny lisitra eo amin'ny msn! Aza faly mi-tchat fotsiny!
Tsy mandainga aho fa misy olona mamorona pseudo dia tena atao farak'izay hita be mihitsy hoe anaram-bositra be ilay izy, ohatra ilovemissmajestic na systakarin. Tsy maninona fa iny aza no tiany. Misy indray olona manao solon'anarana hoe marc.daniel na jean-dujardin. Matomatotra kokoa fa tsy midika inona.

Omaly aza aho nanokatra msn dia nisy nandefa fanasana tao amiko: ny anarany, eloise. Tsy tadidiko mihitsy hoe iza ilay olona na taiza no nahitako sy nahalalako azy. Dia ni-accepter- ko sao lazainy fa miavona eo.

Ny adalako dia ni se connecte amin'izay i eloise dia nanoratra, dia nifananihany hoe "fa iza ianao, taiza no nahalalako anao sns e" Alefaso hoy izy ny cam' fa tonga dia fantatrao hoe iza aho.

Izaho tsy nandefa ny ahy fa hoy aho hoe alefaso ny anao dia avy dia hitako fa izaho tsy manana ho aho. Dia nalefany (afaka...angambany 53minitra niresahana an!)

Loza, loza loza...ankizilahy ilay izy! Ny eloise angaha tsy vehivavy? Sady niboridana be izy dia ...hainareo ny tohiny*! fa aleo tsy tantaraina eto [ tsy misy feo , tsy misy sary]

Tiako lazaina dia hoe : mitandrema ihany fa betsaka ny adala eto amin'ny aterineto, raha tsy voa tsy mino mantsy!!!! Na izany aza ny SIDA tena misy tena misy an!

*an an an kosa e, tonga dia novoiko tao amin'ny lisitra ilay "eloise" fa tsy hoe ny tohiny akory dia nijery florà be teo ikala, araka ny hevitry ny sasany!Ikalakelyhttp://www.blogger.com/profile/02142461675503956850noreply@blogger.com