tag:blogger.com,1999:blog-1281558473418015355.post-59525935819135764542008-03-29T14:12:00.002+01:002008-03-31T09:56:09.236+02:00Enti_Mody Kilalao["Aza ampijaliana ny tenintsika", avy amin'ny Ramose Lap, iray volana ny fotoana hamerenena ny enti-mody.]

Naoty: cyber fety amin'ny volana jiona? Izao dia efa mamonosa nem sy sambos e!

Izay tsikaritro ihany aloha ireto ry ramose Lap sy izay hitako ho manahirana ahy, ny tena moa tsy dia havanana loatra intsony amin'ny tso -drafitra sy ny vadi-drafitra!

Izao sy ny izaho dia samy hafa sy samihafa (mba azavao ahy ary iza no ampiasaina eto e)
> izao hariva izao: manondro zavatra
> izaho sy ianao: rehefa milaza ny tenako aho

Mihitsy sa mihintsy?

Asabotsy sa sabotsy ny FBC?

Vita tompoko ramose, mbola ho avy ny devoara sasany.Ikalakelyhttp://www.blogger.com/profile/02142461675503956850noreply@blogger.com